Dikan'ny teny : mihempahempa
Hampiditra dikany hafa
(hempahempa) mt. s.: Miemponempona mafy noho ny harerahana, hanoanana, hasemporana na tahotra. 1 Mikepakepaka (ny molotry ny banga): Mihempahempa ny molotr'io antidahy io.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha