Dikan'ny teny : mihehaka
Hampiditra dikany hafa
(hehaka) mt. s.: Mi-aine mananosarotra tahaka ny tsy afa-miditra na mivoaka tsara ny rivotra ao antratra;misanehaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha