Dikan'ny teny : mihazo

Hampiditra dikany hafa
(azo) mt.s.: Mandalo toerana iray: Nihazo taty izy omaly. 1 Manohy ny dia amin'ny lalana hafa: Nihazo tamin'ir? lala-mihoatra ir? izy fa tsy nanaraka ny arabe akory. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007