Dikan'ny teny : mihavatravatra

Hampiditra dikany hafa
(havatra, havatravatra) mt. s.: Mitsikofokofoka, mitrifantrifana: Mihauatrauatra ohatra ny olona mararin-javatra ity tovolahy ity. ΒΆ M.h.: Mikofokofoka, mitsikofokofoka, mitsipatsipaka, mitrifantrifana, mihoalahoala. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074