Dikan'ny teny : mihavana

Hampiditra dikany hafa
(hauana) mt. s. (mihavàna): Manam-pifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Manjary mihavana isika izao satria manambady ny zokiko ianao. • Mifankatia, mifanaraka: Efa mihauana izahay izao fa niserana fotsiny ilay fifanolanana tao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0081