Dikan'ny teny : mihataka
Hampiditra dikany hafa
(hataka) mt. s. (mihataha): Tsy mifanakaiky, mifanalavitra: Mihataka ny toianan'ity varavarana ity. ? Misaraka, mitokantokana tsy miaraka amin'ny hafa: Tsy tokony hihataka amin' ny valalabemandry ny auara-pianarana. •Manalavidavitra, mikisaka, mitanila: Mihataha kely handehanan'ny manampahefana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha