Dikan'ny teny : mihary

Hampiditra dikany hafa
(hary) mt. s. (miharia): Manangona vola na fananana: Aza mitsimpona ny latsaka fa zatouo mbola hihary. • F.-p.: Mihary volo: tonga amin'ny fotoana famelana ny volo rehetra haniry. * Ohab.: Mpivady miara-mihary mora feno kitapo: enti-milaza fa ny fifanampian' ny mpivady amin'ny fitadiavana dia mety hahangonany harena haingana. J Tanora ratsy fihary ka antitra vao rats y laoka: enti-milaza fa izay manao an-tsirambina amin'ny fitadiavana raha tanora dia hahantra sahirana raha antitra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0219