Dikan'ny teny : miharatra

Hampiditra dikany hafa
(haratra) mt. s. (miharata): Mikiky ny volombava amin'ny hareza: Vao hefarana aho no tsy niharatra dia lava sahady ny uolombauako. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0329