Dikan'ny teny : mihaona

Hampiditra dikany hafa
(haona) mt, s. (mihaonà): Mifanena, mifanatrika, mifankahita: Teny an-tsena no nihaona izahay sy izy. ¶ M.h.: Mifanena, mifanojo, mifanehatra, tojo, sehatra, sendra, sendra mahita, tohatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0076