Dikan'ny teny : mihantona

Hampiditra dikany hafa
(hantona) mt. s. (mihantbna): Mikiraviravy, mikirazorazo: Mihantona ao an-dalantsara ny tehiko fa alaovy. 1 Mijanona tsy misy, mitsahatra: Efa hateloana izay no nihantona ny orana. ? Miato, mianina: Mihantona ny raharaha. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074