Dikan'ny teny : mihanjaka

Hampiditra dikany hafa
(hanjaka) mt. s.: Tsy mitafy na miakanjo hanafina ny vatana, miboridana. ¶ M.h,: Jer. Mitanjaka.Mihanta (hanta, hantahanta) mt. s. (mihantà): Mangataka mafy aoka izany: Nihanta ity firauaka ity tamiko izy. 1 Miangavy mafy ary amimpanetren-tena: Mihanta aminao aho aoka hipetraka eto aminao ny zandriko. ¶ M.h.: Mitalaho, milela-paladia. 1 Mahazo izay rehetra angatahiny ka manaram-po: Zaza mihanta Ikoto ka tsy mahagaga io raha maditra rahatrizay. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0081