Dikan'ny teny : mihanjahanja

Hampiditra dikany hafa
(hanja, hanjahanja) mt, s. (mihanjahanjà): Miseho miharihary: Naseho ny taratasy nosoniaviny ka nihanjahanja teo ny hadisoany, ? Tsy mirako-damba na miakanjo hanafina ny vatana: Oadray ity zaza mihanjahanja, nefa ny andro mangatsiaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0076