Dikan'ny teny : mihanaka
Hampiditra dikany hafa
(hanaka) mt. s.: Miely eran'ny toerana iray, miparitaka, mihahaka, manenika tsikelikely: Andeha maka kifafa fa mihanaka eran'ny trano ny rano. ΒΆ M.h.: Manenika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha