Dikan'ny teny : mihamina

Hampiditra dikany hafa
Mihaminkamina (hamina) mt. s.: Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihaminkamina er? izy eny ambony filanjana. 1(zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067