Dikan'ny teny : mihaika
Hampiditra dikany hafa
(haika) mt. p. (mihaikà): Mitady hifaninana, mihantsy: Mihaika olona hiady. / Sahy mihaika anao aho, na tolona na totohondry.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha