Dikan'ny teny : mihahohaho
Hampiditra dikany hafa
(hahohaho) p.t, sady mt. s.: Misamonomonona manao feo re hatraiza hatraiza: Mihahohaho ny renitantely. ? Be dia be, ma-ro be mihetsiketsika sarotra isafna: Mihahohaho ny olona tonga hijery lanonana, ? Manao feo tsy mazava tsara fa toa mifangaroharo:
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha