Dikan'ny teny : mihady

Hampiditra dikany hafa
(hady) mt, p. na mt. s. (mihadia): Mandoaka, mandavaka amin'ny angady: Mihady tan y. 1 Mihalempona: Mihady isan-taona ny tokotaninay. ? Manongotra: Mihady uomanga. ? Manala, mandoatra avy ao anaty tany: Mihady volamena. Fery mihady: ratra manitatra sy mihalalina. ( Mihady levenam-bola: mampahatsiaro ny zavatra tsara natao mba hiarovan-tena amin'ny fiampangana ara-pitsarana. / Mihady vodirindrina: mandoaka ny rindrina ambany mba hidirana ao antrano hangalarana, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068