Dikan'ny teny : migorabaka

Hampiditra dikany hafa
(gorabaka) mt, s.: Loaka makadiry: Nigorabaka ny fefiloha ka vorio ny fokonolona. 1 Milentika, mitsoropaka: Nigorabaka tao anaty fotaka mandrevo ny tongotro. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067