Dikan'ny teny : migodragodra
Hampiditra dikany hafa
(godra) mt. s. na p.t.: Malemy na osa amin' ny famavanin-taolana: Migodragodra izany lohaliko izany. • Tsy mikambana na mikambana tsara fa misy toa feo re nony mihetsika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha