Dikan'ny teny : migigigigy
Hampiditra dikany hafa
(gigigigy) mt, s. na p. t.: Mifatotra mafy dia mafy tsy ahafaha-mikopoka: Nataonao migigigigy koa ny fatoran'ilay akoho ka aiza no tsy ho faty izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha