Dikan'ny teny : migenagena
Hampiditra dikany hafa
(genagena) mt. s,: Mamintina tsara tsy avala higoragora. • Mitondra amim-pitandremana fatratra: Migenagena er? izy mitondra ireo atody.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha