Dikan'ny teny : migaina

Hampiditra dikany hafa
Migaingaina (gaina, migaingaina) p.t. sady mt. s.: Sady mafana no manevoka: Migaingaina izany andro izany. F? Marary, mavesabesatra: Migaingaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy. 1 Maina dia main, karakaina: Kitay hazo migaingaina ireo ka mirehitra tsara Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01