Dikan'ny teny : mifotroaka
Hampiditra dikany hafa
(fotroaka) mt. s,: Enti-milaza zavatra mibosesika mitady hivoaka miaraka amin'ny fofon'aina ao am-bava na any an'orona: Nifotroaka avy any an'oron'ilay zazakely ilay vatomamy nisondrouaka tany an-tendany. F• Mitron mafy: Nony uoasominda ilay ombalahy dia nifotroaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha