Dikan'ny teny : mifototra

Hampiditra dikany hafa
(fototra) mt. s. (mifotora): Miraikitra, mifantsika eo amin'ny toerana misy nytena:Telo taona izao izahay no nifototra teto Toamasina. • Milozoka, mikely aina, milofo, mikezaka, mifantsika, mimaso: Tsy mety mifototra amin'ny fianarana ny zanakao ka tsy hahay. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077