Dikan'ny teny : mifositra

Hampiditra dikany hafa
(fositra) mt. s, (mifosera): Mandoaka. 1 Mandilotra hazo iray eo ambonin'ny hazo iray hafa mba hahazoana afo. • Milozoka, mikezaka, mifofotra, milofo: Mifositra amin'ny asany io lehilahy io. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071