Dikan'ny teny : mifontina
Hampiditra dikany hafa
(fontina) mt. s. (mifontena): Miverina mba hamely indray, miverina, mifotitra: Nifontina ireo dahalo namely afakomaly.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha