Dikan'ny teny : mifetoka
Hampiditra dikany hafa
(fetoka) mt. s. (mifetoha): Manao endrika toa mampitahotra sy vonona hamely: Nifetoka izy ka natahotra aho. 1 h,i.: Miomana hamely amin'ny tandrony (ny omby). - Tsy mifetoka: tsy mihambahamba fa avy hatrany dia mamely. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha