Dikan'ny teny : mifarina

Hampiditra dikany hafa
(farina) mt. s.: Maharitra andro vitsivitsy tsy mivalana, mampoelana ny fivalanana. (Tsara homarihina fa amin' ny zazakely ihany no ampiasana an'io teny io, fa amin' ny lehibe kosa dia ny hoe "mitohana" no ampiasaina). Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0256