Dikan'ny teny : mifaoka
Hampiditra dikany hafa
(faoka) mt. s. (mifaoha): Manadio. 1 Manesotra amin-kery sy haingana: Hitako nifaoka ny uoronkely teo ny papango. 1 Mamely amin'ny tandroka. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha