Dikan'ny teny : mifankahazo
Hampiditra dikany hafa
(azo) mt. pf. (mifankahazoa): Azon'ny anankiray izay tian'ny anankiray holazaina: Tsy hifankahazo na oviana izy roa lahy ireo satria ny iray moana sy marenina, ny iray jamba. 1 Tsara resaka: Mifankahazo tsara izahay sy i dadatoanao. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha