Dikan'ny teny : mifanjevo

Hampiditra dikany hafa
(zevo) mt. s.: Mifangaro, mifampidipiditra sy misaritadritaka ka tsy hita intsony ny ahy sy azy: Nifanjeuo ny entana eran'ny trano. ? Mifanao tombo-tanana: Nifanjeuo ny tafika roa ton ta, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007