Dikan'ny teny : mifanjana

Hampiditra dikany hafa
(fanjana) mt. s.: Tsy misy mety manao asa iray fa miandry ny sasany ka manilika aminy. 1 Tsy mety manao raha tsy kely noho ny an'ny hafa ny anjaran' ny tena. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075