Dikan'ny teny : mifaninana
Hampiditra dikany hafa
(inana) mt.pf. (mifanin?na): Mamplady fahaizana na tanjaka na hatsarana mba hahitana izay mana-na bebe kokoa: Nifaninana mba hampiseho herimpo izy roa lahy. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha