Dikan'ny teny : mifahana
Hampiditra dikany hafa
(fahana) mt, s,: Mahazo fahana, na zavatra entina mameno, entina mampandeha zavatra iray hafa: Efa mifahana tsara ve ny ombintsikal / Tsy mbola mifahana ny famantaranandroko, ny basy,,, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha