Dikan'ny teny : miezaka

Hampiditra dikany hafa
(ezaka) mt, s. (miezaha): Manao haingana, malaky, dodona: Niezaka izy ka tonga uoolohany, 1 Miantoraka: Niezaka lxy uao nahauikina ilay hady, 1 Manao ny farany azo atao, mikely aina: Aizo moa no hahombiazanyf Tsy miezaka akory izy fa mitsikamokamo, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075