Dikan'ny teny : miempo

Hampiditra dikany hafa
(empo) mt, s. (miempoa): Mitsonika tonga ranony noho ny hafanana: Miempo ny menaka raha vao sen. dra afo, 1 Mitsonika tonga rendrika: Mora miempo ny varahina, ~ h,o,: Miseho, mipoaka: Miempo ny hatezera. ny, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0084