Dikan'ny teny : midingina

Hampiditra dikany hafa
(dingina) mt, s,: Miakatra, mijoro, manondro lanitra: Midingin.drambo ny alika, ? Mihoatra: Lava raha Rakoto io: midingina eo am_ bonin'ny olona rehetra ny lohany, ? Manongona, lasa aloha: Nidingina tao alohan' ny namany ny soaualin.dRandrianjafy, ? Mirehareha, mieboebo: Nahazo voninahitra ny anao lahy ka nidingina i. zaitsizy nivoaka ny trano. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067