Dikan'ny teny : miborosy

Hampiditra dikany hafa
(borosy) mt, p, sady mt. a,: Mitovy amin'nY manaborosy: Miborosy ny kiraron-dratny i Solo, ?Faohana na diovina amin'ny borosy: Trano efa niborosy ity ka tsy ilaina hodiovina intsony (mt, s), Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067