Dikan'ny teny : miboroaka

Hampiditra dikany hafa
(boroaka) mt, s,: Mivoaka hatrany ambadika: Aoka izay fa efa miboroaka ny fantsika, 1 Mivoaka avy ao anaty lavaka iray: Voado_ na ny oron'Ikoto ka nibo. roaka ny ron'orony, ?Mivoaka, miafara: Miboroaka any Antananarivo ity lalan-kely lty, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071