Dikan'ny teny : miboredika

Hampiditra dikany hafa
(boredika) mt. Miteny an-kisesy ka tsy azo izay lazaina: Tsy mety fa miboredika foana io zaza io rehefa adinina flanarana, [? Miteny amin'ny f9teny vahiny: Niboredika tamin'ny te. ny anglisy ry zalahy ka tsy azoko. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0165