Dikan'ny teny : mibohihy

Hampiditra dikany hafa
(bohihy) mt, s $y mt, p, (mibohihiza): Mikiry manao di-doha mitana ny hevitry ny tena: Tsy tokony hibohihy fa saingy voafidy ho filohan'ny fikambanana, 1 Maka an-keriny, manao am-boletra: Nibohihy ny tranon'ity bitro tanora hono, indray andro, iiay kionkiona vaoy, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071