Dikan'ny teny : mibodo
Hampiditra dikany hafa
(bodo) mt, p, (mibodoa): Maka an-keriny dia mitana: Mibodo vadin'olona, 1 Mikiry, mana di-do. ha: Mibodo amin'ny heviny aoka izany Rakoto, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha