Dikan'ny teny : mibisioka
Hampiditra dikany hafa
(bisioka) mt, s,: Mivily lalana: Mibisioka loatra ny teninao, / Nibisioka tamin'ny nikendreny azy ilay bala, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha