Dikan'ny teny : mibebaka

Hampiditra dikany hafa
(bebaka) mt, s, (mibebaha): Miaiky ny hadisoana mitais. / Mifona, manga. ta-pamelana: Mibebaka aminao aho, 1 Miova ho tsara miova ho kristianina: Nibe? baka talohan'ny naha fatesa. ny ilay Rangahy tsy nino an' Andriamanitra tery avaratra tery, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068