Dikan'ny teny : miantsampy
Hampiditra dikany hafa
(antsampy) mt, s, (miantsampaza): Mitsambikina amin'ny,.,: Niantsampy teny amin'ny tompony ilay alika, ? Mianika, mananika: Niantsampy teny amin'ny la_ mosin-dreniny ny zaza. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha