Dikan'ny teny : mianiana
Hampiditra dikany hafa
(aniana) mt, s.: Manambara ampahibemaso fa: 1) hilaza izay fantatra ho marina: Mianiana izy fa hilaza ny marina ary ny mari-na ihany, 2) Hanome lzay nampanantenaina: Mianiana aho fa hanome vola azy raha uao manana, 3) Hanatanteraka an-tsakany sy an-davany ny andraildtra takin'ny asa aman-draharahan'ny te-na: Nianiana ireo mpitsara vao nandray raharaha fa hanao araka ny rariny mandrakariva, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha