Dikan'ny teny : miangana
Hampiditra dikany hafa
(angana) At,: Sisa mijanona na tafajoro: Loza fa tamin'ny vola eninjato nentiko tany an.tsena, roa. polo sisa no niangana, - F.-p,: Tsy misy miangana: lany tanteraka daholo, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha