Dikan'ny teny : miandraikitra

Hampiditra dikany hafa
(andraikitra) mt. s. (miandraiketa): Miantoka, manana adidy amy: Iza no miandraikitra ny fandrosoan' ny firenena? Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0189