Dikan'ny teny : miampatra
Hampiditra dikany hafa
(ampatra) mt, a,: Mandry mitsotra na mivalandotra tsy mahahetsika: Miampatra ao an-tokotany ao ilay marary. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha