Dikan'ny teny : mialikalika
Hampiditra dikany hafa
1.
(alika) mt. s.: Manao toetra na fiainan'alika, ratsy toetra, ratsy fiaina, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
2.
(alika), mt.s.:Miangentsangentsana, sarotsarotiny. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha